한국   대만   중국   일본 
Fiteny monda ? Wikipedia Aller au contenu

Fiteny monda

Avy amin'i Wikipedia
Faritra itenenana ny fiteny monda ao India

Ny fiteny monda dia vondrom- piteny aostroaziatika tenenina any India sy any Bangladesy . Ny fiteny mondary sy ny fiteny koly no fantatra indrindra amin' ireo fiteny monda ireo. Ny fiteny monda dia tenenin' ny olona miisa 9 00 000 any ho any ao amin' ny faritra afovoany-atsinanan' i India. Sampana faharoa ao amin' ny sampana roan' ny fiteny aostroziatika ny fiteny monda, ka ny voalohany dia ny fiteny mon-kmera (ahitana ny fiteny vietnamiana ).