한국   대만   중국   일본 
Fiteny maty ? Wikipedia Aller au contenu

Fiteny maty

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny maty dia fiteny tsy misy mpiteny teratany intsony mampiasa azy ho fitaovam-pifandraisana amin'ny fiainana andavanandro. Ohatra amin'izany ny fiteny egiptiana taloha , ny fiteny akadiana ( fiteny babiloniana , fiteny asiriana ), ny fiteny hebreon'ny Baiboly , ny fiteny foinikiana (fenisiana).