한국   대만   중국   일본 
Fiteny kosa ? Wikipedia Aller au contenu

Fiteny kosa

Avy amin'i Wikipedia
  
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiteny any afrika atsimo ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina .

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alalan'ny fanitarana azy .
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny fiteny kosa dia fiteny any Afrika Atsimo , izy soratana hoe xhosa . Ny isan' ny olona miteny io fiteny io any Afrika dia misy eo amin' ny 8 tapitrisa eo ho eo (18 %n' ny mponina any Afrika Atsimo). Ny fiteny kosa, noho ny isan' ny olona miteny azy, dia fiteny faha roa any Afrika Atsimo eo aorian' ny fiteny zolo . Amin' ny abidy ara-peo iraisam-pirenena. Ny xh amin' ny Xhosa dia renifeo tononina hoe clic . Soratan' ny abidy ara-peo iraisam-pirenena [||hosa] ny teny hoe xhosa .