한국   대만   중국   일본 
Fiteny gojaraty ? Wikipedia Aller au contenu

Fiteny gojaraty

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny gojaraty (??????? / Guj?r?t? ) dia fiteny indo-eoropeanina any India . Io no fiten' ny tompontanin' i Gujarat . Misy olona 46 tapitrisa no miteny gojaraty any India sy maneran-tany. Ny fiteny gojaraty no tenin-drenin' i Mohandas Gandhi sy i Ali Jinnah ary i Sardar Vallabhbhai Patel .

Tantaran'ny fiteny Gujarati [ hanova | hanova ny fango ]

Ny fiteny gojaraty ankehitriny (manan-tsipelina Gujerati, Gujarathi, Guzratee, Guujaratee, Gujrathi, na Gujerathi ) dia fiteny avy amin' ny fiteny sanskrity . Manan-tsokajy telo ny fiteny gojaraty :

Ny fiteny gojaraty taloha [ hanova | hanova ny fango ]

Ny fiteny gojaraty taloha (1100 - 1500) dia razan' ny fiteny gojaraty ankehitriny ary razan' ny fiteny rajastany . Ny olona niteny io fiteny io dia any avaratra ny faritra Gujarat sy any andrefan' ny faritra Rajastan.