한국   대만   중국   일본 
Fiteny danoa ? Wikipedia Aller au contenu

Fiteny danoa

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny danoa dia fiteny jermanika tenenin' ny Danoa indrindra ao Danemarka . Io no fiteny ofisialin' i Danemarka sy ny Nosy Feroe (izay mitovy sata amin' ny fiteny feroiana), sady fiteny ofisialin' ny Vondrona Eoropeana . Ny mpiteny norveziana dia afaka mahazo ny tian' ny mpiteny danoa sy soedoa holazaina sady ampianarina ho fiteny faharoa io fiteny io any Islandy izay niankina tamin' i Danemarka taloha.

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Fiteny jermanika be mpiteny