Faritanin' i Alborz

Avy amin'i Wikipedia
Faritanin' i Alborz

Ny Faritanin' i Alborz dia iray amin' ny faritaniny 31 ao Irana . Mirefy 5 833 km² izy ary any avaratra-andrefan' ny lembalemba afovoan' i Irana. Ity faritany ity dia manana sisintany iraisana amin' amin' ny Faritanin' i Mazandaran any avaratra, amin' ny Faritanin' i Teheran any atsinanana, amin' ny Faritanin' i Markazi any atsimo ary amin' ny Faritanin' i Qazvin any andrefana. Ny tananan' i Karaj , izay tanan-dehibe fahadimy lehibe indrindra ao Irana raha ny isan' ny mponina no heverina, no renivohitr' ilay faritany. Izy io dia niforona tamin' ny taona 2010 tamin' ny fizarana ny Faritanin' i Teheran, izay nahalasa faritany faha-31 azy ao Irana.

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]