- Ny tanjon'ity pejy ity dia manoro anao hoe ahoana ny manova ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia.
- Afaka manova takelaka avy hatrany daholo ny mpikambana sy ny mpitsidika rehetra eto amin'ny wikipedia, ary tsy mila manoratra anarana ato akory vao afaka. Ampahazotoinay manoratra eto ianao raha hitondra zava-tsoa (takelaka tsara
≪?
au top
?≫
) eto amin'ity wikipedia ity.
- Mandehana any amin'ny
bistro
rehefa manana fanontaniana manokana, na manorata any amin'ny
mpandrindra
eto amin'ny wikipedia.
Afaka ovain'ny mpampiasa aterineto avy hatrany ny ankabiazan'ny pejy eto amin'ny wikipedia, ary io kosa ny foto-pandehanany. Azon'ny mpitsidika ovaina ny pejy raha hanatsara azy ny tena tanjony
[1]
. Afaka ampiasaina ny
Kianjam-pasika
rehefa manandrana ny syntaxe wiki?; Azo ampiasaina ihany koa ny
pejinao
raha tianao.
Ovay ny lahatsoratra misy ao anatin'ilay pejy
[
hanova
|
hanova ny fango
]
Afaka manindry ny rohy
[ ovay ]
eo amin'ny fizarana (
section
) koa ianao rehefa fizarana iray ihany ny tianao ovaina.
Ataovy ao daholo ny fanovana tianao atao. Azonao atao ny manova ny lahatsoratra misy ao amin'ilay fizarana?: Mitsara ny zava-diso, manampy/mamafa lahatsoratra sns. Hitanao fa misy soratra ohatra ny
, '
, [[ na ]]. Io ny syntaxe wikipedia, io no manome endrika ny lahatsoratrao.
Hitanao eo ambon'ny
toerana anoratana
fa misy
barre d'outils
manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra?:
Soratra matavy
,
Sora-mandry
,
rohy lohateny
sns.
- ↑
Tsy afaka ovaina ny pejy manokana sy ny pejy voaaro satria sarobidy na be mpanimba