한국   대만   중국   일본 
Eonoka ? Wikipedia Aller au contenu

Eonoka

Avy amin'i Wikipedia

Ny eonoka na ionoka dia lehilahy novosirina. Amin' ny ankapobeny ny famosirana dia voafetra amin' ny fanesorana ny vihy (na bonga) amin' ny taovam-pananahan' ny lehilahy, nefa mety mihatra amin' ny filahiana ihany koa izany indraindray. Ny teny hoe eonoka na ionoka dia avy amin' ny teny grika hoe ε?ν? / eune ("fandriana") sy ?χω / ekho ("miambina", "miandry"), izany hoe "mpiandry fandriana" (izay atao amin' ny teny latina hoe cubicularius - ka izany dia manaporofo ny maha mpiambina ny tranom-behivavy (ny vady maron' ny mpanjaka) ny eonoka.