Ny
Doalhija
dia
volana
faharoa ambin' ny folo ao amin' ny
tetiandro mozilmana
. Ny fanaovana
fivahiniana masina
(arabo: ???? / hajj) any amin' ny tananan' i
Meka
mandritra ny folo andro voalohany no manamarika io volana io. Iray amin' ireo volana masina efatra ny Doalhija, ka ny efatra hafa dia ny
Moharamo
sy ny
Rajabo
ary ny
Doalkida
. Volana farany amin' ny taona ny volana Doalhija. Ny volana
Doalkida
no eo alohany fa ny volana
Moharamo
, izay volana voalohany amin' ny taona kosa, no manaraka azy.
- Finoana silamo
- Volana ao amin' ny tetiandro mozilmana:
Moharamo
(arabo: ???????? /
Mu?arram
),
Safary
(??? /
Safar
),
Rabialaoaly
(???? ?????? /
Rabi' al Awal
),
Rabiatany
(???? ?????? /
Rabi' ath-Thani
),
Jomadaalaoaly
(????????? ????????? /
Jumada al Awwal
),
Jomadaatania
(????? ?????? /
Jumada ath-Thania
),
Rajabo
(??? /
Rajab
),
Sabany
(????? /
Sha'bane
),
Ramadany
(????? /
Ramadan
),
Saoaly
(????? /
Shawwal
),
Doalkida
(?? ?????? /
Dhu al Qidah
),
Doalhija
(?? ????? /
Dhu al-Hijja
).