한국   대만   중국   일본 
Charles Ravoajanahary ? Wikipedia Aller au contenu

Charles Ravoajanahary

Avy amin'i Wikipedia

I Charles Ravoajanahary dia olo-manga sy mpanao politika Malagasy teraka tamin' ny 2 May 1917 tao Antananarivo ary maty tao Antsirabe tamin' ny taona 1996 . Izy dia anisan' ireo nanorina ny Antokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i Madagasikara (AKFM) tamin' ny taona 1958 tao Toamasina .

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Biografia