I
Azia Atsimo
dia faritra atsimo ao
Azia
izay mahafaoka an'i
Afganistana
, i
Bangladesy
, i
Botana
, i
India
, ireo nosy
Maldiva
, i
Nepaly
, i
Pakistana
ary i
Srilanka
. Mahatratra 5 144 000 km
2
ny velarany. Faritra be mponina indrindra eto an-tany i Azia Atsimo, izay onenan'olona miisa 1,9 lavitrisa tamin'ny taona 2019, izany hoe ampahefatry ny mponina maneran-tany.
Ireo faritra ara-dafintany ao Azia
Fizaram-paritra hafa ao Azia