한국   대만   중국   일본 
Azia Atsimo ? Wikipedia Aller au contenu

Azia Atsimo

Avy amin'i Wikipedia

I Azia Atsimo dia faritra atsimo ao Azia izay mahafaoka an'i Afganistana , i Bangladesy , i Botana , i India , ireo nosy Maldiva , i Nepaly , i Pakistana ary i Srilanka . Mahatratra 5 144 000 km 2 ny velarany. Faritra be mponina indrindra eto an-tany i Azia Atsimo, izay onenan'olona miisa 1,9 lavitrisa tamin'ny taona 2019, izany hoe ampahefatry ny mponina maneran-tany.

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Ireo faritra ara-dafintany ao Azia

Fizaram-paritra hafa ao Azia