한국   대만   중국   일본 
Antilopa ? Wikipedia Aller au contenu

Antilopa

Avy amin'i Wikipedia
Karazana antilopa any India

Ny antilopa dia biby misy nono mandinika, iray sokajy amin' ny omby , manana tandroka poaka aty sy vatana matsoraka lava. Misy karazany miisa any amin' ny 150 ny antilopa ka ny ankabeazany dia hita ao Afrika , nefa ahitana azy koa ny any Azia sy ny any Amerika Avaratra . Isan' ny antilopa ny gazela . Arakaraka ny karazany dia misy ny miaina any anaty ala na any amin' ny tany efitra. Araka ny karazany koa dia milanja 5 kg hatramin' ny 800 kg ny antilopa.

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]