|
Ity pejy ity dia
pejy manirery
ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa.
(Martsa 2010)
Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.
|
Ny
Aljebra
dia rantsan'ny
Matematika
mandinika ny tao sy fanorenana sy ny konsepta (concept) avy aminy, toy ny
maromiantoana
,
fampirimana
sy
rafitra aljebrika
. Miaraka amin'ny jeometria, ny fandinihana, ny anatoerana (topologie), ny fangaro (combinaison) ary ny teorian'ny isa, ny aljebra dia anisan'ny rantsan'ny matematika madio. Ny anjaran'ny aljebra lazaina hoe foton'ny aljebra dia matetika ianarana any am-pianarana.
Ny Egiptiana sy Babilaonianina fahiny dia efa nanana vahaolana amin'ny fitadiavana ny valin'ny olana azo adika ho fampimirama ambaratonga voalohany na faharoa. Tsy mbola nampiasa
mpisolotoerana fantarina
anefa izy ireo fa i
Diophante
avy ao Alexandrie no nolazaina fa nampiasa ny mpisolotoerana amin'ny aljebra voalohany. Izy no nandika ireo mpisolotoerana ireo ho isa ary nolazaina fa rain'ny algebra.