한국   대만   중국   일본 
Faritra Atsimo ao Afrika ? Wikipedia Aller au contenu

Faritra Atsimo ao Afrika

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Afrika tapany Atsimo )
Sarintany maneho ny Faritra Atsimo ao Afrika

Ny Faritra Atsimo ao Afrika dia ny tapak' i Afrika ao atsimo izay fitambaran' ny firenana sy tany ao atsimon' ny alam-pehibe afrikana. Tanisaina ao amin' io faritra io ny nosy afrikana ao atsimo-andrefan' ny Ranomasimbe Indiana manodidina an' i Madagasikara (avy ao amin' ny Lakandranon' i Mozambika ka hatrany amin' ny nosy Maorisy sy ny nosy La Reunion ) ary ny nosy afrikana ao atsimo-atsinanan' ny Ranomasimbe Atlantika .

Ireto avy ny firenena ao amin' ny Faritra Atsimo amin' i Afrika: i Afrika Atsimo , i Angola (indraindray tafiditra ao Afrika Afovoany ), i Botsoana , i Komoro , i Esoatiny ( Soazilandy ), i Lezoto , i Madagasikara , i Malaoy , i Maorisy , i Mozambika , i Namibia , i Zambia (indraindray tafiditra ao Afrika Afovoany) ary i Zimbaboe .

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Fizaram-paritra ao Afrika:

Faritra hafa: