한국   대만   중국   일본 
Afrika Atsinanana ? Wikipedia Aller au contenu

Afrika Atsinanana

Avy amin'i Wikipedia
Sarintany maneho ireo firenena ao Afrika Atsinanana: ny maitso antitra dia maneho ireo firenena ao amin' io faritra io, fa ny maitso tanora kosa maneho ireo firenena atsofoka ao indraindray.

I Afrika Atsinanana dia faritra aty Afrika , mahafaoka firenana afrikana maromaro ao amin' ny tapany atsinanan' i Afrika, matetika manondro ny firenena ao amin' ny Lohasahan' ny Hantsana Lehibe . Ireto avy ny firenena hita ao amin' io faritra io:

  • i Sodana Atsimo (i Sodana an-tsisin-tany dia matetika tafiditra ao koa).

I Madagasikara sy i Malaoy ary i Mozambika dia indraindray tafiditra ao amin' io faritra io koa. I Roanda sy i Borondy, izay eo amin' ny sisin-tanin' ny faritra roa sady zanatany alemana taloha ao Afrika Atsinanana Alemana nanjary miteny frantsay , dia matetika ampidirina ao amin' ny faritra Afrika Afovoany .

Jereo koa [ hanova | hanova ny fango ]

Fizaram-paritra ao Afrika:

Faritra hafa: