Ny
Vikram Samvat
na
Tetiandro Vikramy
dia
tetiandro
ara-tantara hindo,
manara-bolana sy masoandro
, nampiasaina ao amin'ny zana-kontinenta indiana. Io no tetiandro ofisialin' i
Nepaly
. Ampiasaina ao amin'ny fanjakana maro ao India ity tetiandro ity.
Ireto ny anaram-bolana ao amin'io tetiandro ioː
- Vai??kha
(Avrily?Mey)
- Jyai??ha
(Mey?Jona)
- As?dha
(Jona?Jolay)
- Sr?vana
(Jolay?Aogositra)
- Bh?drapada
(Aogositra?Septambra)
- Asvin?
(Septambra?Oktobra)
- K?rtik?
(Oktobra?Novambra)
- Agrah?ya?a
(Novambra?Desambra)
- Pau?a
(Desambra?Janoary)
- M?gha
(Janoary?Febroary)
- Ph?lguna
(Febroary?Marsa)
- Chaitra
(Marsa?Avrily)