Ny
Praiminisitra
no lehiben'ny
fitondrana
ao amin'ny
firenena
iray.
Araka ny Lalampanorenana dia ny Filohan'ny Repoblika no manendry azy. Izy no lehiben'ny governemanta. Manolotra ireo ho mambran'ny governemanta amin'ny Filohan'ny Repoblika izy mba hotendrena.
Ity ny lisitr'ireo
Praiminisitra malagasy