Ny
mari-pana
dia toetra ara-batana ao amin' ny
zavatra
izay maneho
hafanana
sy
hatsiaka
. Izy io dia ny fisehoan' ny
angovo
n-kafanana, misy amin' ny zavatra rehetra, izay loharanon' ny fisian' ny hafanana, fikorianan' ny angovo, rehefa mifandray amina vatana iray mangatsiaka kokoa ny vatana mafana.